Table des matières - Précédente - Suivante
Lah. | Akora sy fanampin'akora | Dingana | Vokatra | Fanamarihana | Fitaovana ilaina |
1 | Manga | Fandanjana | Mizana (marina 50 gr.) | ||
2 | hoditra+voany | Fanasana + famoasana + fitetehana | Antsy vy tsy mety harafesina + latabatra + basinina | ||
3 | fanalana nofom-boankazo | Nofom-boankazo | Fanalana nofom-boankazo ahodi-tanana | ||
4 | Fandrotsahana ireo fangaro samihafa | Siramamy, ranom-boasarimakirana, métabisulfite de potassium. Tongavina ho 25 % ny Brix. |
Kiova alimo. 1 kg nofom-boankazo: 10-15 kg siramamy, 2 sotrokely ranom-boasarimakirana, 2 mg métabisulfite de potassium | ||
5 | Famanana | Feta mamy | Famanana 2 minitra amin'ny mari-pana 70-80°C | Fatana gaza, fakana maripana famataran'ora | |
6 | Fandatsahana an-dasitra | Araraho ao anaty marivoaty alimo voahosotra glyserinina ny fangaro 15 fg isaky ny m² | Marivo aty alimo Takelakazo Sotrobe alimo Glyserinina |
||
7 | Fanamainana | Avelao ho maina mandrita 18 oro, hahatratra tahakamandoana 15 %. | Fanamainana gaza | ||
8 | Fitetehana | Takelaka manga | Tevina 2 na 3 ny vakatra maina no ampifanaigenina dia tetehina 4cm x 4cm. | Antsy vy tsy mety harafesina | |
9 | Famonosana | Fonosina taratasy cellophane isanisany dia atambatra anaty, kitapo cellophane asiana etikety dia atoby ao amin'ny toerana maina | Taratasy cellophane, kitapo cellophane sy etikety, na kitapo polyéthylène + thermosoudeuse |